kolontsaina

Madame Mariah – Mpitsabo nentim-paharazana “Simban’ny serasera be loatra ny fiainantsika.”


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Tsy mbola nisy ravin-kazo natao hamparary izany, hoy ny mpitsabo nentim-paharazana,

 

 

Mariah Rakotondrabe na madame Mariah etsy Fort Duchesne, raha mbola resaka fitsaboana, raha naneho ny heviny mikasika ny vokatra Covid organics. Fanasitranana zavatra maro izany. Izaho dia faly sy misaotra ny filoham-pirenena, hoy hatrany ny tenany, raha namela ny mpikaroka malagasy hitady iny vokatra iny. Manan-karena isika, raha io resaka hazo sy zavaboahary mahasoa io. Tsy misy resaka hidiran’ny vaksiny io fa ny olantsika malagasy dia isika ihany no manambany ny tenantsika sy tsy mino ny zavatra vitantsika eto. Simban’ny serasera be loatra ny fiainantsika dia tsy mahita intsony ny soa azo tovozina eto amin’ny tanintsika, hoy hatrany ity mpitsabo nentim-paharazana ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT