- Talata 14 Aprily 2020
kolontsaina.Sarimihetsika Malagasy Rodimandry i Ra-jacky malok′ila
Nodimandry ny alahady 12aprily2020 andron'ny paska teo. Randrianjafy Zakavola na Ra-jaquis mpilalao tao amin'ny Scoopdigital.
Hamaky ny tohinyNodimandry ny alahady 12aprily2020 andron'ny paska teo. Randrianjafy Zakavola na Ra-jaquis mpilalao tao amin'ny Scoopdigital.
Hamaky ny tohinyTaorian` ny fanambarana nataon` ny filoham-pirenena ny zoma lasa teo momba ny fisian'ny trangan’aretina Coronavirus (Covid 19) eto Madagasikara amin’izao fotoana izao fa voarara ny hetsika famoriam-bahoaka dia samy nanao ny andraikiny mifanandrify amin` izany ireo fiangonana. Nanao fanambarana ny fivondronamben' ny eveka, ny FFKM, ny adventista…
Hamaky ny tohinyNilaza ny heviny mahakasika ny fikitihana sy ny fanamboarana ny Rovan’i Manjakamiadana niantefa tamin’ny Ambasadaoro mandehandeha sady Delege
Hamaky ny tohinyNampahafantarina sy nojerena tamin’ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny OpenFlex Ambodivona ny sarimihetsika fahatelo mahakasika ilay ny tetikasa Ciné Malagasy découverte. Isaky ny sabotsy faran’ny volana no fampisehoana izany izay ahafahana mijery ireo talenta vaovao amin’ny sarimihetsika Malagasy.
Hamaky ny tohinyManoloana ny tsikera fa manao tsinontsinona vako-pirenena ny fitondrana ankehitriny dia nilaza ny tale mpanatanteraka ny tetikasan’ny filoham-pirenena,
Hamaky ny tohiny“Tsy maintsy ho vita mialoha ny 26 jona 2020 ny rovan`i Manjakamiadana.
Hamaky ny tohiny