• Talata 03 Novambra 2020
kolontsaina.Mpitsabo Malagasy FITRAMA Manohitra ny fiarahan’ireo mitovy fananahana

Manohitra amin’ny heriny rehetra ny fiarahan’ireo olona mitovy fananahana toy ny lahy samy lahy na ny vavy samy vavy ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
kolontsaina.Fifaninana maneran-tanin’ny robotika Ny Malagasy no nahazo fankasitrahana betsaka indrindra

Nivoaka ny sabotsy 31 oktobra lasa teo ny valin’ny lalao olympika eo amin’ny tontolon’ny robotika natokana ho an’ny tanora latsaky ny 18 taona. Laharana faha-5 tamin’ny firenena 190 nifaninana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
kolontsaina.Colisée anaty rova Ho tokanana amina andro manan-tantara

Fandrendrehana saim-bahoaka indray ve sa fiantsiana ady ireo mitonona rehetra ho mpandala na mpandalina ny kolontsaina sy ny fomba ary vakoka no anton’ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
kolontsaina.Fankalazana ny Halloween Handefa ny horonan-tsary HANTÉS ny Canal Plus

Hankalazaina ny sabotsy 31 oktobra ho avy izao ny fetin’ny halloween. Tsy ho diso anjara amin’ny fanamarihana izany ny Canal Plus Madagascar hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
kolontsaina.Festival des jardins 2 Higohana ny hakanton’ny voninkazo

Nosokafana tamim-pomba ôfisialy omaly etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba ilay hetsika “Festival des jardins” andiany faharoa karakarain’izy ireo, hifarana amin’ny Sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
kolontsaina.Gothlieb ao amin’ny Trano bongo “Haverina ny volan’izay tsy miomehy…”

Anio hariva amin’ny 7 ora no fotoana hiarahana amin’i Gothlieb etsy amin’ny Trano bongo Tanjombato ao anatin’ny hetsika Feo d’artifices tour.

Hamaky ny tohiny
FTT