kolontsaina

Olombelo RICKY Hamerina ireo hira fahiny etsy amin’ny Plaza


  • Zoma 20 Novambra 2020

Toy ny fanaony isan-taona dia tsy manadino ireo tanora vao avy niatrika ny

 

 

 

fanadinana Bakalorea ny Olombelo Ricky na dia mbola tsy afaka manao fampisehoana goavam-be toy ny mahazatra aza. Ao amin’ny Plaza Ampefiloha no hanatanterahany io seho io ny zoma 27 Novambra ho avy izao, manomboka amin’ny 07 ora sy sasany hariva. “Taratra Hazavana” izay efa ao anatin’ny hirany rahateo no lohan-teny nampitondraina ny fampisehoana. Hampiavaka ity fampisehoana ity ny hamerenan’ny Olombelo Ricky indray ao am-pon’ireo mpankafy azy rehetra ny hira nahafantarana azy hatramin’izay.Efa azo jifaina eny amin'ny Plaza Ampefiloha moa ny tapakila mifandraika amin’izany raha 30.000 Ar kosa ny vidim-pidirana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT