- Zoma 06 Novambra 2020
kolontsaina.Hentitra ny TIM Voahosihosy ny hasina maha Malagasy
Nanao fanambarana nosoniavin’ny Sekretera Jeneraliny Atoa Riana Randriamasinoro ny Antoko TIM omaly 05 novambra. Mahatsapa ny antoko fa voahosihosy ny Soatoavina sy ny hasina Maha-Malagasy tamin’ny fametrahana ny “colisée” ao anatin’ny Rovan’Antananarivo.
Hamaky ny tohiny
