• Zoma 16 Oktobra 2020
kolontsaina.Sarimihetsika Malagasy Mila kajiana ny kalitao, hoy I Tovomanana

Ao anatin’ny fanatontosana ny sarimihetsika hivoaka ny aprily 2021 izao ankehitriny ry zareo avy eo anivon’ny trano mpamokatra, Maki prod. A

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
kolontsaina.Fitsaboana nentim-paharazana Misy misoloky ny fitomboky ny ANTM

Nanao fitoriana fanaovana hosoka sy fampiasana hosoka ary fisolokiana ny avy eo anivon’ny fikambanam-pirenen’ireo mpitsabo nentim-paharazana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
kolontsaina.Ampanjaka sy Oloben’Ikongo « Tsy afa-misaraka amin’i Vatovavy izahay »

Nivory tao amin’ny tranobe Satrokefa ny taranak’i Ravaloarivo ny alakamisy teo. Ao ny avy ao Ikongo, Andrianony, Mananjary, Ambohisara, Nosy Varika, Ifanadiana ary nanao fanambarana fa Vatovavy dia tokana iray tsy mivaky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
kolontsaina.National Geographic Society Awards Mpikaroka Malagasy no nahazo ny loka

Jeannie Raharimampionona, teratany Malagasy, no nisalotra ny loka “National Geographic Society – Buffet Awards for Conservation in Africa and Latin America 2020”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
kolontsaina.Olona sitrana tao amin’ny FITRAMA Nankasitraka an’i Jean Nirina R

Sitrana avokoa ny ankamaroan’ireo marary nandalo sy nitsabo tena tao amin’ny orinasa Mpitsabo Malagasy FI.TRA.MA raha araka ny fanazavan-dRafanomezantsoa Jean Nirina omaly, tale jeneralin’ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
kolontsaina.Jaojobe Eusèbe 50 taona niakarana an-tsehatra

Feno 50 taona omaly alahady 11 oktobra 2020 niakaran` i Jaojoby an-tsehatra. Tsy zovina amin'ny maro intsony i Jaojoby, fa anisan'ireo mpanakanto manana ny maha izy azy sy manana ny lazany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT