- Talata 17 Novambra 2020
kolontsaina.Mpanakanto BIG MJ “Zonay ny miteny, maro no te hiteny fa tsy sahy”
Io ilay izy averiko eto indray ny programan’i rah tonton BIG MJ TOUR 2020, hoy ny mpanakanto Big MJ omaly,
Hamaky ny tohinyIo ilay izy averiko eto indray ny programan’i rah tonton BIG MJ TOUR 2020, hoy ny mpanakanto Big MJ omaly,
Hamaky ny tohinyMampametra-panontaniana maro ny fisian’ny colisée anaty rovan’Antananarivo
Hamaky ny tohinyNy fomba amam-panao sy ny hasina ao anaty soatoavina sy kolontsaina Malagasy dia nazera sy nosihosena, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana Malagasy, Josephin Andriandrainarivo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny raharaha nitana ny sain’ny maro teto amintsika ny lalana nodiavin’ny orinasa orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA, tantanan-dRafanomezantsoa Jean Nirina.
Hamaky ny tohinyNajoro ny vovonana Madagascar Lemurs Portal mha hahafahana mizara ny tahirin-kvitra mahakasika ny varika amin` ny alalan` ny teknolojia. Niara nisalahy tamin`ny fanatanterahana izany ny « Groupe d`Etude et de recherches sur les primates » (GERP),
Hamaky ny tohinyZava-dehibe ny fikajiana sy fampiroboroboana ny kolontsaina satria maneho ny maha izy azy ny firenena iray, rohy amin`ny taranaka ho avy ary foto-pivelomana.
Hamaky ny tohiny