- Zoma 27 Aogositra 2021
kolontsaina.Bodo sy Njakatiana Hifanakalo hira
Hifanakalo hira in-droa miantaona I Bodo sy Njakatiana ny 5 septambra sy 12 septambra izao. Hampiavaka ny hetsika, raha ny fanazavan’izy mianadahy ireto,
Hamaky ny tohinyHifanakalo hira in-droa miantaona I Bodo sy Njakatiana ny 5 septambra sy 12 septambra izao. Hampiavaka ny hetsika, raha ny fanazavan’izy mianadahy ireto,
Hamaky ny tohinyHitondra ambiasy varatra adin’ny 3 na hoe « ambiance électrique » etsy amin’ny Aire du By pass indray anio alina ny tarika zokibe mpiangaly ny Rock malagasy,
Hamaky ny tohinyTsy hataotao foana ny fitsaboana nentim-paharazana fa hahazoana alalana mazava. Fahasalamam-bahoaka mantsy no resaka hoy
Hamaky ny tohinyAyeee!! Tsy misy izay tsy mahalala izay tononkira zary lasa hiaka ao anaty tambazotran-tseraseran’izy mirahalahy izay ny mpanaraka izany Wada sy Yoongs izany ao anaty Facebook ao.
Hamaky ny tohinyHotanterahina any Mahajanga tsy ho ela ilay taom-baovao iraisan’ny Malagasy karakarain’ny Malagasy Mampiray Firenena (MAMAFI) sy ny komity mikarakara ny taombaovao Malagasy (KMTM) ary ny filongoabe Sakalava
Hamaky ny tohinyHita etsy sy eroa ny karazam-pitsaboana maro samihafa eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Nampahatsiahy io Minisitra io fa misy karazany roa ny fitsaboana eto Madagasikara dia ny Fitsaboana maoderina,
Hamaky ny tohiny