- Zoma 25 Martsa 2022
kolontsaina.Benny, Bebey, Nini Hihira Lolo sy ny tariny
Avy hatrany dia marihina fa tsy “poisson d'avril” akory ity, hoy I Nini ao amin’ny tarika Colbert. Hihira Lolo sy ny tariny etsy amin’ny Le Klub Sahameva Ambohimangakely ny 1 aprily izao I Benny sy Bebey ary Nini.
Hamaky ny tohiny
