• Zoma 06 Aogositra 2021
kolontsaina.Tarika Mahaleo Nandao ihany koa I Charles

Misaona indray ny tarika Mahaleo satria dia nodimandry omaly teo amin’ny faha 67 taonany I Charles Bert Andrianaivo, fantatry ny mpankafy ny tarika Mahaleo amin’ny hoe Charles.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
kolontsaina.Rafanomezantsoa Jean Nirina Zanak’olona sahirana fa nanam-piniavana

Tsy zoviana amintsika intsony Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy sady filoha tale jeneralin’ny orinasa mpitsabo Malagasy FITRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aogositra 2021
kolontsaina.Rock Malagasy Hametraka tantara ny tarika Green

Ho feno 35 taona atsy ho atsy ny tarika Green, izay mpiangaly Rock Malagasy isan’ny nanamarika ny taona 2000 sy ny manodidina azy tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
kolontsaina.Madagascar Orchestra Mikasa hanangana orikesitra goavana indrindra

Nampahanfantatra tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy omaly ny fikambanana mpiangaly ny mozika klasika Malagasy, Madagascar Orchestra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Jolay 2021
kolontsaina.Tetikasan’i Jesosy Kristy ho an’izao tontolo izao Hanampy betsaka amin’ny fampiharana ny fahamarinana ny ISPPS

Ankoatra ny maha-sekoly ambony tsy miankina ny ISPPS tarihin-dRamahirana Gerard dia miezaka ihany koa izy ireo amin’izao fotoana mitory sy manaparitaka ny ambaindahin’ny ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jolay 2021
kolontsaina.Marika Malagasy “Made For a Woman” Nandrombaka ny amboara « Best Commitment »

Nahazo ny anaram-boninahitra na prix « Best Commitment » ny marika Malagasy Made For a Woman. Amboara iraisam-pirenena azo amin’ny alalan’ny fifantenana handray anjara ao anatin’ilay fifaninanana antsoina

Hamaky ny tohiny
FTT