- Alakamisy 09 Septambra 2021
kolontsaina.Faha 35 taonan’ny tarika Kiaka Mpanakanto maro no hanotrona
Ao anatiny hatrany amin’ny fankalazana ny faha 35 taonany ankehitriny ny tarika mpiangaly Rock Malagasy ela nietezana, Kiaka.
Hamaky ny tohinyAo anatiny hatrany amin’ny fankalazana ny faha 35 taonany ankehitriny ny tarika mpiangaly Rock Malagasy ela nietezana, Kiaka.
Hamaky ny tohinyEtsy amin’ny Canal Olympia, Akoor digue, no fotoana miaraka amin’i Olombelo Ricky ny 25 septambra izao. Hitondra “Mozika ts’isy farany”,
Hamaky ny tohinyMisaona indray ny tontolon’ny fanaovan-gazety sy ny fikirakirana sary an-gazety na “photo journal” satria dia niamboho teo amin'ny faha 86 taonany omaly
Hamaky ny tohinyEtsy amin’ny SK Melody Mandriambero ny fotoana ny alahady 5 septambra izao miaraka amin’I Poopy. Elaela no tsy nahenoana ity mpanakanto mpivoy hira milanto
Hamaky ny tohinyMisy fitoriana mpanao gazety mandeha eny amin’ny polisy eny Ambohidahy amin’izao. Omaly no nandeha ny fakana am-bavany izany mpanao gazety izany.
Hamaky ny tohinyMisaona ny tontolon’ny mozika Ba gasy satria dia nodimandry omaly maraina teo amin’ny faha 85 taonany ny isan’ny tompon’izany bahan-kira izany fahavelony, Gaston Andrianony.
Hamaky ny tohiny