kolontsaina

Tantara an-tsehatra “Ziglo” Nojerena tao amin’ny Ivokolo Soarano


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Ho fialana amin’ny tantara an-tsehatra mahazatra no namoronana ny teatra mitondra ny lohateny hoe “Ziglo” ny taona 2000 tany, hoy I Tsitohery Raoul,

 mpanoratra sy mpandrindra an-tsehatra izany nandritry ny fandefasana azy tao amin’ny Ivokolo Soarano ny sabotsy teo. Fanineniny teo izay no nilalaovana azy an-tsehatra ary nilalao azy tany am-boalohany ry Solofo Jose sy Christophe Rabearimanana ary ny minisitry ny kolontsaina ankehitriny, Lalatiana Rakotondrazafy, hoy izy. Fitiavana foana tsinona no notantaraina matetika rehefa hoe teatra. Ity kosa dia nampanarahana toetr’andro ary azo lazaina ho maminavina hoavy na “fiction” aza. Tantarana manan’aina ivelan’ny tany na “extraterrestre” nilatsaka tamina tanana kely iray teto Madagasikara izy io, hoy hatrany ny tenany. Hita ho miha maro koa tetsy an-kilan’izay ireo mponin’Antananarivo liana amina teatra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT