- Alakamisy 15 Jolay 2021
kolontsaina.Mr Sayda Hitondra “Revy Ma Tsiro” eny Sabotsy Namehana
Eny amin’ny Ma Tsiro Resto Sabotsy Namehana no fotoana miaraka amin’i Mr Sayda ny sabotsy faha 7n’ny volana aogositra izao.
Hamaky ny tohinyEny amin’ny Ma Tsiro Resto Sabotsy Namehana no fotoana miaraka amin’i Mr Sayda ny sabotsy faha 7n’ny volana aogositra izao.
Hamaky ny tohinyTontosa soamantsara ny sabotsy lasa teo tao amin’ny IFM Analakely ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny boky ho an’ ankizy mitondra ny lohateny hoe :
Hamaky ny tohiny« Ndao i Rock eh ! », io no lohatenin’ny fihaonana anaty trano hiarahana amin’ireo mpankafy na « cabaret » hataon’ny tarika mpiangaly ny Rock Malagasy, Iraimbilanja, ny faha 30 jolay izao
Hamaky ny tohinyNiainga tany Sina ny Coronavirus, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana Malagasy, Josephin Andriandrainarivo. Nisy avy eo ny hoe “variant”
Hamaky ny tohinyIlay hasina maha olombelona no voatohintohina, ny fomban’ilay foko , ny fomban-tany no voahosihosy ka tsy azo ekena kosa izany,
Hamaky ny tohinyNiroborobo ny sarimihetsika Malagasy teto amintsika raha ny hitako tao anatin’izay 12 taona nidirako tao anatiny izay, hoy ny mpilalao,
Hamaky ny tohiny