• Alarobia 06 Oktobra 2021
kolontsaina.Faha 35 taonan’ny Tarika Kiaka Hifamaly fitia amin’ny mpankafy

Hifamaly fitia amin’ny mpankafy etsy Antsahamanitra ny alahady 10 oktobra izao ny tarika ela nietezana teo amin’ny tontolon’ny Rock Malagasy dia ny tarika Kiaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
kolontsaina.Tselonina sy Ifanihy Hanao “Iray sy iray” ao amin’ny Kianjan’ny kanto

Ny alahady 3 oktobra izao no fotoana iarahana amin’I Tselonina sy Ifanihy ao amin’ny Kianjan’ny kanto Mahamasina ao anatin’ilay fampisehoana mitondra ny lohanteny hoe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
kolontsaina.Fampisehoana “Feo tokana, gitara iray” Ho entina ao Munich, Alemanina

Ny zoma 24 septambra izao no fotoana miaraka amin’i Eric Manana ao amin’ny Landsberger Straße 163, 80687 ao Munich. Taorian’ny hetsika “Feo roa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
kolontsaina.Misaona ny zava-kanto sy ny mozika Nodimandry i Sammy Rastafanahy

Nodimandry ny sabotsy 18 septambra 2021 lasa teo ny Mpanakanto Sammy Rastafanahy na Raharisoa Samuel, fantatra tamin’ny anaram-bositra ihany koa hoe “Dollar”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
kolontsaina.Silo sy ny fitendrena vatamaroafitsoka Hitondra seho miavaka etsy amin’ny Trinq’île Tsiazotafo

Hiavaka ny fampisehoana entin’ny andrarezin’ny vatamaroafitsoka Malagasy, Silo, etsy amin’ny Trinq’île Tsiazotafo ny alin’ny zoma 24 septambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
kolontsaina.Rija Ramanantoanina Eny Morondava - Ambohibao indray no fotoana

Ao amin’ny Le Catagasy Morondava Ambohibao indray no fotoana miaraka amin’I Rija Ramanantoanina sy ireo hiram-pitiavana nahafantarana azy hatramin’izay ny 1 oktobra 2021 izao.

Hamaky ny tohiny
FTT