kolontsaina

Revy akostika Nafana ny fiarahana tamin’i Mamina


  • Alatsinainy 14 Febroary 2022

Toy ny fahita rehefa faran’ny herinandro dia miezaka ny manandratra ireo mpanakanto vao misondrotra ny toeram-pampisehoana etsy Anat Saha Ambohitrimanjaka.

Nafana ny fiarahana niaraka tamin’I Mamina ny tolakandron’ny sabotsy teo. Toy ny mahazatra moa dia revy tsotsotra anaty feo akostika hatrany no hita eny an-toerana. Tamin’ny alalan’ny gitarany irery ihany, araka izany, no nitondran’ity mpanakanto ireo hirany efa manomboka tsy afaka am-bavan’ny maro toa an-dry “Lapa vaovao” sy “Mila vonjy ny Kanto gasy”.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT