kolontsaina

Mozika Rap Hiverina an-tsehatra i Big Jim Da


  • Talata 22 Febroary 2022

Hiverina an-tsehatra indray etsy amin’ny No comment bar etsy Isoraka ny sabotsy izao ny mpanakanto mpiangaly ny mozika Rap, Big Jim Da.

 Raha ny “Sedra”, “Jaolahy mpiarakandro”, “Omezaho numnao”, sy ny hafa rehetra no nanakoako teo anelanelan’ny taona 2000 sy 2010 teo dia iaraka hahatsiahy izany indray izany ireo mpankafy sy liana amin’ny vazon’ity mpanakanto ity amin’io sabotsy io. Raha Big Jim Dah no anarana nentiny teo aloha teo dia efa lasa Big Jim Da indray izany izy izao mba ho marik’izay ainga vaovao ho entin’ity mpanakanto ity manohy ny lalany izay. Ny taona 2018 no hita ho nanomboka izay endrika vaovao izay niaraka tamin’ilay rakitsary nitondra ny lohanteny hoe “Very jeans”. Inoana fa hisy tsiro tsy ampoizina hiavaka tamin’ny nahalalana ity mpanakanto ity hatramin’izay, araka izany, ho heno amin’io sabotsy io.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT