kolontsaina

Benny, Bebey, Nini Hihira Lolo sy ny tariny


  • Zoma 25 Martsa 2022

Avy hatrany dia marihina fa tsy “poisson d'avril” akory ity, hoy I Nini ao amin’ny tarika Colbert. Hihira Lolo sy ny tariny etsy amin’ny Le Klub Sahameva Ambohimangakely ny 1 aprily izao I Benny sy Bebey ary Nini.

Ho an’ireo izay nangataka fampisehoan-drizalahy ireto miangaly izany eto Antananarivo sy ny manodidina moa no tena isan’ny asaina amin’ity alina revy Lolo sy ny tariny manaraka ity, hoy ny fanazavana. Na izany na tsy izany aza anefa dia asaina daholo, toy ny mahazatra, ireo mpankafy rehetra tsy an-kanavaka maniry ho avy amin’io fotoana io manomboka amin’ny 9 ora alina, raha ny fanampim-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT