kolontsaina

Silo sy Mahery Hitondra “feeling hafa Feeling hafa"


  • Alarobia 27 Aprily 2022

amin’ilay mba mahafinaritra anay no hanasanay anareo amin’ity seho takariva anaty trano na “cabaret” ao amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny zoma 29 aprily 2022 ity,

hoy I Mahery ao amin’ny tarika Johary nanasa ireo mpankafy mozika Malagasy tsy anavahana mba ho avy eny an-toerana amin’io fotoana io. Hisy tsiaro kely SDF, Johary, RR Majunga ihany koa, hoy izy, ankoatran’ny findramana ireo hira nataon’I Ghaby tao amin’ny tarika Jeneraly. Silo sy Mahery moa no hiantoka izay revy hava mihitsy amin’ity indray takariva ity izay. Ny fifankatiavan’izany Silo izany sy ny vatamaroafitsoka koa moa tsy manam-paharoa ka dia inoana sy antenaina, araka izany, fa tsy hahafaty antoka ireo izay te handre mozika vao izay ity alina ity.
J. Mirija
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT