kolontsaina

Minisitry ny asa tanana sy ny haitao Nihaona tamin’ireo mpandraharaha ao Toamasina


  • Zoma 25 Martsa 2022

Nisy omaly ny fihaonan'ireo mpandraharaha sy ny tomponandraiki - panjakana ary ny minisitra mpiahy ny faritra Atsinanana sady minisitry ny asa tanana sy haitao, Sophie Ratsiraka tao amin’ny Neptune, Toamasina.

 "Inona no azo hifanomezan-tanana entina hampivoarana ny faritra Atsinanana?". Izay no lohahevitra niarahan'ny rehetra nifandinika teto. Samy nazoto ny hifanome tanana amin'ny lafiny tandrify azy ny rehetra ka hiroso amin'ny fiaraha-miasa matotra, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana hatreto. Andrasana araka izany hoe tahatahaka ny ahoana no ho endrik’izay voalaza fa fiaraha-miasa matotra izay.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT