kolontsaina

Sarimihetsika Malagasy Nodimandry i Rija Ratafika


  • Alakamisy 09 Jona 2022

Misaona ny tontolon’ny sary mihetsika Malagasy. Nodimandry omaly teo amin’ny faha-43 taonany ilay mpilalao sary mihetsika Rija Ratafika.

Ankoatra ny maha mpilalao sary mihetsika ity farany dia havanana amin’ny resaka filatroana ihany koa izy ary tsy zoviana amin’ny maro. Raha araka ny fantatra dia efa nandalo tsy fahasalamana nandritra ny andro maromaro ny tovolahy. Meningite na ramanenjana hoy ny Malagasy no aretina voalaza fa nahafaty azy raha araka ny loharanom-baovao azo. Tsiahivina moa fa ilay horonantsary "Parapaingo" no tena nahafantarana sy nampalaza ity tovolahy ity. Namela mananontena sy kamboty 3 mirahalahy Ratompokolahy. Nangonin’i Pati
Legende : Rija Ratafika fony fahavelony !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT