• Talata 07 Desambra 2021
kolontsaina.Sakafo voalanjalanja sy tsara karakara Manatsara ny saina sy antoky ny fahasalaman’ny vatana

Ny 42%-n’ireo ankizy latsaky ny 5 taona eto amintsika no mbola miaina ao anatin’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
kolontsaina.Tovo J’Hay Hanolotra seho ho fanarenana ny “Trano Anketsa”

Etsy amin’ny Saint Michel Amparibe Jacaranda no fotoana miaraka amin’i Tovo J’Hay ny alahady 12 desambra izao manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
kolontsaina.Ratrema William “Mbola tena ilaina ny boky, sarobidy ny haren-tsaina entiny”

Mbola tena ilaina ny boky na inona na inona fivoaran’ny teknolojia ankehitriny noho ny hasarobidin’ny haren-tsaina ao anatiny entiny eo amin’ny asa fanabeazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
kolontsaina.Hetsika fanangonam-boky 29. 392 no voaangona tao anatin’ny 3 herinandro

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy omaly Talata tetsy amin'ny Plaza Ampefiloha ny fihaonam-be manodidina ny boky andiany faharoa nokarakarain'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-Pirenena tamin'ny alalan'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
kolontsaina.Famaranana ny taona Ho etsy Manerinerina i Njakatiana

Hanolotra hira kanto maro ny lehilahy amin’io fotoana, raha ny fanazavana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2021
kolontsaina.Fanambadiana mamarana ny taona Ifandrombahana ny fakana mpikabary

Mandroso ny tontolon’ny kabary ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana Hajan’ny gasy, ary henonao mihitsy hoe misy rivotra mitsoaka eny amin’ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
FTT