• Talata 30 Novambra 2021
kolontsaina.Fikajiana ny tontolo iainana “Hanentana fa tsy hanasazy hamboly hazo isika”

Nandray anjara tamin’ny fivoriamben’ny UNESCO andiany faha 40 I Madagasikara ny herinandro teo, raha ny tatitry ny sekretera jeneralin’ity sampan-draharahan’ny firenena mikambana ity eto amintsika, Manda Ravelojaona, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2021
kolontsaina.May ny Biraon’ny CNRE sy CNRIT Asam-piakarohana maro no potika sy rava

Nirehitra omaly alarobia 24 novambra 2021 maraina tokony ho tamin'ny 3 ora sy sasany mahery tany ho any ny trano iombonan'ny CNRIT (Centre National pour la Recherche Industrielle et Technologique)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2021
kolontsaina.Jejy Music Orchestra & Choir Raikitra ny hetsika ny “Mkato i Madagasikara”

Raikira ny hetsika lehibe “Mkanto I Madagasikara” karakarain’ny “Jejy Music Orchestra & Choir”, ivon-toerana manofana sy mampianatra mitendry mozika sy zava-maneno.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
kolontsaina.Ampanjaka Rabelalao “Tsy nasondrotra hanao politika fa hitondra ankohonana…”

Ny 17 novambra teo no nosorana ho Ampanjaka tany Vohipeno ny mpanao gazety Rabelaolao. Nasondrotra ho Andriambe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2021
kolontsaina.“Salon Voatra” andiany faha-8 Natao hanandratana ny vita Malagasy

Hotontosaina ny 24-27 novambra 2021 ho avy izao etsy amin’ny Kianja Malacam Antanimena ny « Salon de la Créativité Voatra » andiany faha-8,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2021
kolontsaina.Kabary Malagasy Nomarihina tao Antsirabe ny faha-58 taonan’ny FI.MPI.MA.

Feno 58 taona katroka ny 16 novambra 2021 teo ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy na ny FI.MPI.MA, izay ny 16 novambra 1963 no niorenany.

Hamaky ny tohiny
FTT