- Alakamisy 07 Jolay 2022
kolontsaina.Black Nadia Hitety an’I Eoropa
Saika 28/30 andro izahay dia manana praograma foana saingy mba naka aina kely 5 andro tamin’ity dia andeha indray izao, hoy ny mpanakanto Black Nadia.
Hamaky ny tohinySaika 28/30 andro izahay dia manana praograma foana saingy mba naka aina kely 5 andro tamin’ity dia andeha indray izao, hoy ny mpanakanto Black Nadia.
Hamaky ny tohinyHitarina ny toerana hahafahana mampiranty sary eo anivon’ny “Musée de la photo” etsy Andohalo.
Hamaky ny tohinyBe dia be ny karazana ravinkazo ahitana fanasitranana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Marius Ramaroson. Matetika izy io toy ny Aferotany aty amintsika ihany, hoy izy.
Hamaky ny tohinyHanolotra zava-baovao ho an’ny mpanjifany ny World Cola sy KFC manomboka amin’ity volana Jolay ity. Nampahafantarina omaly teny amin’ny KFC Akoor Digue ny andinindininy momba izany niarahana tamin’ny ekipan’ny
Hamaky ny tohinyAina Kathia no mitazona ny anjara toeran-dRamanantenasoa ao anatin'ny sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe “Nampoina”,
Hamaky ny tohinyTontosa soamantsara ny fitsidiham-paritra na “Tour de Mada” nataon’ny fikambanan’ny mpitsabo Malagasy FITRAMA izay nofaranana tao Antsiranana, Ambanja,
Hamaky ny tohiny