kolontsaina

Fanomezana fetin’ny ray Hisy toro-hevitra omena ireo manana olana ara-pananahana


  • Zoma 17 Jona 2022

Betsaka ireo mpivady manana olana amin’ny resaka fananahana ao anatin’ny tokantrano. Voakasik’izany manokana ny lehilahy toy ireo tsy mahavelona filahiana….

vokatry ny rarin-tsaina, ny rotoroto…. hany ka mihafara amin’ny faharavan’ny tokantrano mihitsy izany ho an’ny sasany. Hahazo tombony manokana izy ireny amin’izao fankalazana ny fetin’ny ray izay homarihina amin’ny 19 jona ho avy izao izao. Hanome toro-hevitra maimaim-poana ho azy ireny mantsy ny Centre Aina Soa etsy Namontana, tarihin’Atoa Rija Mandimbison. Ankoatra izay dia hisy ihany koa ny fizarana ilay vokatra henjana plus ho an’ireo raim-pianakaviana tonga mitsabo tena ao aminy. Ny henjana plus raha araka ny fanadihadiana natao dia entina hanampiana ireo lehilahy manana olana amin’ny resaka fananahana. Manampy azy ireny betsaka amin’ny hery sy ny tanjaka mandritra ny fanaovana firaisana mantsy izy io hoy hatrany ny fanazavana azo izay azo hanina indray mandeha nefa azo hanaovana fitsaboan-tena maharitra ihany koa handaminana ny fiainana manokan’ny mpivady. Afaka misafidy kalsioma ihany koa anefa ireo Raim-pianakaviana hafa, vokatra izay tena ilain’ny vatana tokoa amin’izao andro mangatsiaka izao. Marihina moa fa hifarana amin’io 19 Jona io avokoa ireo karazana tolotra maimaimpoana nomen’ity ivon-toerana iray ity hatramin’izay.
Pati
Legende : Tahaka izao ilay henjana plus
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT