• Talata 22 Febroary 2022
kolontsaina.Mozika Rap Hiverina an-tsehatra i Big Jim Da

Hiverina an-tsehatra indray etsy amin’ny No comment bar etsy Isoraka ny sabotsy izao ny mpanakanto mpiangaly ny mozika Rap, Big Jim Da.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
kolontsaina.Naivo Raholdina sy ny FI.Mpi.Dimy Nanandratra ny tenin-dreny niaraka tamin’ny UNESCO

Ho fanamarihana ny andro iraisampirenena ho an'ny tenin-dreny dia nisy ny korana nataon’ny avy eo anivon’ny FI.Mpi.Dimy na Fikambanan'ny Mpikabary ety amin'ny Boriborintany fahadimy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
kolontsaina.Taratry ny mazava Ho avy ny rakikira faha 6

Ao anatiny hatrany amin’ny ezaka fanorenana toerana fitaizana tanora ao Ambohidahy izay hifarimbonan-drizareo zanaka am-pielezana ao amin’ny kaominina Ambohidanierana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Febroary 2022
kolontsaina.Sarimihetsika Malagasy Olana goavana ny tsy fanana ofisy tena miahy azy

Niditra nandray anjara tamin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja baolina kitra, sokajy vehivavy, ho an’ireo mpanakanto mpanao fanatanjahantena ary nanokatra ny lalao tetsy Ankatso ny sabotsy teo ireo vehivavy mpilalao sarimihetsika malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
kolontsaina.Fanja Andriamanantena Nanome soso-kevitra momba ny OMDA

Anaty tsy fahasalamana aho ka tsy mba afaka nanatrika fivoriana mikasika ny OMDA na taiza na taiza, hoy ny mpanakanto, Fanja Andriamanantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
kolontsaina.Revy akostika Nafana ny fiarahana tamin’i Mamina

Toy ny fahita rehefa faran’ny herinandro dia miezaka ny manandratra ireo mpanakanto vao misondrotra ny toeram-pampisehoana etsy Anat Saha Ambohitrimanjaka.

Hamaky ny tohiny
FTT