kolontsaina

Voninkazo “Trèfle” Mety ahitana singa manala kohaka


  • Alakamisy 07 Jolay 2022

Be dia be ny karazana ravinkazo ahitana fanasitranana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Marius Ramaroson. Matetika izy io toy ny Aferotany aty amintsika ihany, hoy izy.

Misy manala ny zavatra manitikitika ao. Misy mampivalandrano. Misy manala loto anaty vatana na ilay antsoina hoe “Détoxydant”. Ny vitaminina B sy C izao “anti-oxidant”. Izany hoe manala poizina sy ny toy izany. Ny ahy izao ela be tsy nety afaka ny kohaka dia nijery ORL mihitsy dia hita tao hoe menamena be ary mety toy izany daholo ireo tranga misy amin’izao mahatonga ilay hoe mampiasa ny voninkazo “Trèfle” satria mety ahitana singa manala izany io voninkazo io. Matoa ny olona mampiasa an’io dia mety manana kasinga na “propreté” klinika mifandraika amin’izay ilay ravina, hoy hatrany izy.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Rovan’Ambohitratrimo,
  • Talata 28 Aprily 2026

nahitana tavoahangy nisy pétrole

  • Nanandratra avo ny gadona Tsapiky
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Anisan’ny notoloran’ny

  • MPANANKATO NICO -LAH-STAR
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Maty nisy nisompatra

  • Honorat Fou hehy
  • Zoma 17 Aprily 2026

Efa tsara fandraisana

  • Festival de Tsapiky
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

Nafaran’ny fitondram-panjakana manokana i Tirike

Hijery ny tohiny
FTT