• Alatsinainy 11 Jolay 2022
kolontsaina.TENY GASY Rahoviana ny andro jiosy tsy fiasana handraisan-karama ?

«Mahita volana alohan’i Habiby» hoy ilay fiteny tsianjery, very tadidy ny tena dikany sy ambarany. Dia nisy nihevitra hoe satria «Habib»,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
kolontsaina.Black Nadia Hitety an’I Eoropa

Saika 28/30 andro izahay dia manana praograma foana saingy mba naka aina kely 5 andro tamin’ity dia andeha indray izao, hoy ny mpanakanto Black Nadia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
kolontsaina.“Musée de la photo” eny Andohalo Hitarina ny toerana fampiratiana

Hitarina ny toerana hahafahana mampiranty sary eo anivon’ny “Musée de la photo” etsy Andohalo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
kolontsaina.Voninkazo “Trèfle” Mety ahitana singa manala kohaka

Be dia be ny karazana ravinkazo ahitana fanasitranana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Marius Ramaroson. Matetika izy io toy ny Aferotany aty amintsika ihany, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2022
kolontsaina.World Cola sy ny KFC Hampiala voly ny mpanjifa amin’izao vakansy lehibe izao

Hanolotra zava-baovao ho an’ny mpanjifany ny World Cola sy KFC manomboka amin’ity volana Jolay ity. Nampahafantarina omaly teny amin’ny KFC Akoor Digue ny andinindininy momba izany niarahana tamin’ny ekipan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2022
kolontsaina.Sarimihetsika “Nampoina” Vita ny 85%n’ny fanodinana

Aina Kathia no mitazona ny anjara toeran-dRamanantenasoa ao anatin'ny sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe “Nampoina”,

Hamaky ny tohiny
FTT