• Talata 21 Jona 2022
kolontsaina.Fikambanam-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana “Tohina tolona hahatongavana amin’ny tena fahaleovantena izao”

Fikambanana natsangana hisahana ny lafiny ara-kolontsaina momba ny fitsaboana ny fikambanam-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana na ANTM, hoy ny filohany, Josephin Andriandrainarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2022
kolontsaina.Sarimihetsika Malagasy Nalefa tetsy amin’ny Cinepax ny « voatsinampin’ny fanantenana »

Tontosa omaly tetsy amin’ny Cinepax Tana Water Front Ambodivona ny fandefasana tamina fimaso lehibe na “projection”, hoy isika, ilay sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe “Graines d’espoir”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2022
kolontsaina.Fanomezana fetin’ny ray Hisy toro-hevitra omena ireo manana olana ara-pananahana

Betsaka ireo mpivady manana olana amin’ny resaka fananahana ao anatin’ny tokantrano. Voakasik’izany manokana ny lehilahy toy ireo tsy mahavelona filahiana….

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2022
kolontsaina.TENY GASY Ny Jesoita sy Madagasikara : Toko 3 (1869-1895)

Ny Tantaran’i Madagasikara heverintsika eto dia faranana hatreo amin’ny «Faha Tany Gasy», izany hoe mialoha ny 1896, nahalasa zana-tany ny Nosy anivon’ny riaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2022
kolontsaina.Naivo Raholdina “Fototra ho an’ny fampandrosoana ny teny Malagasy”

Isan-taona dia manamarika ny iray volan'ny teny Malagasy ny fitondram-panjakana ka ny volana jona no fanatanterahana izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
kolontsaina.TENY GASY Ny Jesoita sy Madagasikara : Toko 1 (1613-1846)

Ny taona 1613, i Luis Mariano, Jesoita tera-tany italiana, no nifanerasera voalohany tamin’ny mpanjaka antanosy Tsiambany.

Hamaky ny tohiny
FTT