• Alarobia 27 Jolay 2022
kolontsaina.Tarika Solomiral Hanao fampisehoana any Toamasina

“Eh! O ry tiako! Miandry anao aho f’aza ela e!”. Tsy zaza, tsy ankizy, tanora, lehibe efa matotra; samy tsy nisy nahafaka izany tononkira izany tao am-bavany tao avokoa tany amin’ny taona 2000 tany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
kolontsaina.TENY GASY Anky, ankibe, fanondroadala

Ato ho aho, tsy maintsy halaza ihany indray ny resaka ankibe mitraka na mitsingoloka. Na izy mitraka, na izy mitsingoloka, tsy mba fomba fanehoan-kevitra gasy fa fomba nindramina amin’ny any Andafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
kolontsaina.Tarika Solomiral Hanao fampisehoana any Toamasina

“Eh! O ry tiako! Miandry anao aho f’aza ela e!”. Tsy zaza, tsy ankizy, tanora, lehibe efa matotra; samy tsy nisy nahafaka izany tononkira izany tao am-bavany tao avokoa tany amin’ny taona 2000 tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
kolontsaina.Nandao tampoka Rak’Roots Namela kamboty vao 2 volana

Nindaosin’ny fahafatesana ny alain’ny alarobia 20 jolay 2022 hifoha omaly alakamisy vao teo amin’ny faha-30 taonany monja i Yoann Loic Rakotonirina na Rak’Roots no ahalalan’ny rehetra azy amin’ny tontolon’ny hira sy mozika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
kolontsaina.Mpanankato nahavita be sy olo-malaza Dieny mbola velona no tokony hankasitrahana

Nisesisesy tato ho ato ny fahafatesana mpanankato malaza, olom-pantatry ny maro teo amin'ny tontolon'ny as fanaovan-gazety ary ireo olona nahavita be teto amin'ny tany sy ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
kolontsaina.Rado Christian Randrianarijaona “Fotoana hijerena ny hasin’ny olombelona izao”

Raha tsy tafapetraka eto Madagasikara ny ideolojia hoe “hasin’ny olombelona” dia sarotra ny hilaza fa mandroso ny firenena,

Hamaky ny tohiny
FTT