- Alarobia 09 Novambra 2022
kolontsaina.Jean kely sy Basth, Dadd Samy Malagasy, Prosh’Ely… Hanao tsiahy kaiamba ao Antsahamanitra
Ny 4 desambra izao dia no hifampitaona etsy Antsahamanitra indray ireo kintan’ny kaiamba fahizay. “Tsiahy kaiamba” moa no lohatenin’ity fampisehoana ity, hoy ny fanazavan’ny mpikarakara.
Hamaky ny tohiny
