kolontsaina

Horonantsary “Lova lehibe” Nalefa ho fiantsoana fandriampahalemana


  • Talata 15 Novambra 2022

Notontosaina teny amin’ny sekoly tsy miankina “Le P’tit Pré” Andoharanofotsy ny herinandro lasa teo ny fijerena horonantsary mahakasika ny fiantsoana fandriampahalemana nataon’ny HWPL na ny sampana iraisampirenena

miady amin’ny tsy fandriampahalemana tany Mindanao, Filipinina, rehefa nisy ady mafy teo amin’ny vondrona miisa 2 samihafa izay namoizana ain’olona miisa maherin’ny 12.000 teo. Ity horonantsary mitondra ny lohateny hoe “Great Legacy” na “Lova lehibe” ity dia miantso ny olompirenena rehetra manerana izao tontolo izao hisaintsaina ny amin’ny voka-dratsin’ny ady raha mitranga eo amin’ny firenena iray. Misintona ny sain’ireo mpijery ho liana amin’izany kolontsain’ny fandriampahalemana izany ihany koa no isan’ny tanjona. Ny sabotsy izao moa dia hitohy amin’ny fametrahana tranombokin’ny fandriampahalemana manaraka eny Ambohimanarina eny izany, hoy hatrany ny fampitam-baovao sy fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT