kolontsaina

Majika Mahery Hanafana etsy amin’ny Piment Café


  • Alakamisy 10 Novambra 2022

Zoma mahafinaritra no hiarahana amin’i Majika Mahery, fantatry ny maro amin’ny hoe Mahery ao amin’ny tarika Johary ny takarivan’ny rahampitso zoma 11 novambra 2022.

Hanafana etsy amin’ny Piment Café Antanimena ny tenany amin’io fotoana io, hoy ny fanazavana. Ankoatran’ny fiangaliany ireo hira noforoniny manokana sy samirery ny hiran’ny tarika Johary dia fantatra hatramin’izay amin’ny findramana sy fameloman-kiran’olona ihany koa moa ny lehilahy. Eny an-toerana moa no mahita ny tsirony, hoy ny fiteny mahazatra izay, fa ny fantatra aloha dia i Fy no eo amin’ny vatamaroafitsoka, Titan no mively aponga, Hasina no gitara beso, Tsanta no eo amin’ny traompetra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT