Ny 4 desambra izao dia no hifampitaona etsy Antsahamanitra indray ireo kintan’ny kaiamba fahizay. “Tsiahy kaiamba” moa no lohatenin’ity fampisehoana ity, hoy ny fanazavan’ny mpikarakara.
Jean kely sy Basth, Dadd Samy Malagasy, Christin Euseb Est, Jacquie Edmée, Julien Raminie, Coco Tavaratra, Raymond Justin Pierre, Prosh’Ely, Prince Lukassa, Charles Martin, Simon Randria, Zozo Mananjary kosa no hifarimbona hampahatsiahy izany hiran’ny omaly izany. Tsy ho ela dia hivoaka ny tapakila, hoy hatrany ny mpikarakara.
J. Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.