• Zoma 20 Aogositra 2021
Toekarena.Faritra Atsimo Atsinanana Faharoa amin’ny faritra tratra aoriana indrindra

Milamina amin’ny ankapobeny amin’izao fotoana izao ny distrikan’i Midongy atsimo fa misy amin’izao fotoana izao toerana izay any amin’ny sisiny no mafampana indraindray,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Toekarena.Vondron’ny orinasa tsy miankina “Maty izahay, asio drafi-pivoahana amin’ny krizy”

Nandefa taratasy misokatra nakany amin’ny Filohan’ny Repoblika ireo vondron’orinasa sy sendika amin’ny sehatra tsy miankina ara-dalàna eto Madagasikara ao anatin’ny Conféderation du Tourisme,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Toekarena.Fifanarahana tamin’Ambatovy sy QMM Namaly ny kiana nataon-dRajoelina i Ravalomanana

Nanenjika sy nanakiana ankolaka an’I Marc Ravalomanana Filoha teo aloha hatrany ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina tamin’ny fifanarahana nahafahan’ireo orinasa lehibe mpitrandraka harena an-kibon’ny tany ny ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aogositra 2021
Toekarena.Fitondrana Rajoelina Hamaky ady amin’Ambatovy sy ny QMM indray ?

Nandritra ny fandaharana manokana nataony ny alahady 8 jolay lasa teo no namerenan’I Andry Rajoelina ny efa voalaza nandritra Fikaonan-doha PEM SUD ny fiandohan’ny jona,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aogositra 2021
Toekarena.Mangarahara amin’ny fitantanam-bola Raikitra ny fiofanana any Mahajanga

Ho fampiharana ny mangarahara eo amin’ny lafiny fitantanam-bola eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aogositra 2021
Toekarena.Findramam-bola amin’ny Banky iraisam-pirenena Mitaky mangaraharaha ara-pitantana ny depiote

Volavolan-dalàna 5 no holanian’ny parelemanta ao anatin’ny fivoriana tsy ara-potoana nanomboka omaly. Miompana amin’ilay findramam-bola 490 tapitrisa euros tamin’ny Banky Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT