- Alakamisy 09 Septambra 2021
Toekarena.Tahirimbolam-panjakana Andry Nirina Rajaofetra no Tale Jeneraly vaovao
Telo herinandro taorian’ny nanesorana ny Tale jeneralin’ny tahirimbolam-panjakana teo aloha Atoa Ihaja Ranjalahy nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 18 aogositra, voatendry omaly ny solony.
Hamaky ny tohiny
