• Zoma 27 Aogositra 2021
Toekarena.Rivellino Ravelomahazo “Mampijotso ny harinkarena ny sisintany mihidy”

Ny lalampanorenana no lalana ambony indrindra eto amin’ny firenena, hoy ny mpahay lalana sady mpandinika raharaham-pirenena, Rivellino Ravelomahazo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Toekarena.Fampandrosoana ny firenena Tena mila fampiasam-bola i Madagasikara

Nanomboka omaly 24 aogositra tolakandro ny fihaonan'ireo mpandraharaha mivondrona amin'ireo firenena mampiasa sy miteny ny teny Frantsay tao amin'ny hippodrome Longchamp, tao Paris.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Toekarena.Orinasa mpandoa hetra Ezahana hahatratra 2.000.000 raha mbola 480.000 ankehitriny

Tontosa omaly tetsy Anosy ny fampahafahantarana ofisialy ny fahafahan’ireo orinasa rehetra manomboka any amin’ny orinasa vaventy ka hatrany amin’ny madinika indrindra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Toekarena.Tranombarotra Shoprite Tsy hiala eto Madagasikara fa hiova anarana fotsiny

Tsy hiala eto Madagasikara araka ny vaovao niparitaka andro vitsivitsy izao ny Tranombarotra Shoprite misehatra amin’ny varotra sy fanjifana eto amintsika, manana ny foibeny atsy Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aogositra 2021
Toekarena.Madagasikara Tandinodin-doza ny fandraharahana sy fampiasam-bola

Vaovao isan’ny nanamarika ny andron’ny omaly alatsinainy 23 aogositra ny hisintahan’ny orinasa Shoprite amin’ny fandraharahana eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aogositra 2021
Toekarena.Hiala eto Madagasikara ny Shoprite Ahiana hitombo be indray ny tsy an’asa

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy omaly 23 aogositra 2021 ny avy eo anivon’ny orinasam-panjifana entana ilaina an-davan’andro,

Hamaky ny tohiny
FTT