• Alatsinainy 12 Jolay 2021
Toekarena.Fitrandrahana solika Ny taona 2006 no nisy tolotra farany

Nifarana ny sabotsy teo ny fanamarihana ny faha 45 taonan’ny ofisim-pirenena misahana ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany sy loharano stratejika na OMNIS

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Toekarena.Faha 45 taonan’ny OMNIS Hifantohana anio ny mikasika ny hetram-pitrandrahana

Nosokafana omaly tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotel de ville Analakely ny fanamarihana ny faha 45 taonan’ny OMNIS, na ny ofisy misahana ny harena an-kibon’ny tany sy loharano stratejika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Toekarena.Mpitrandraka niala teto Madagasikara Tsy resy lalahtra intsony ny hampiasa vola eto

Ao anatin’ny ivon’ny fankalazana ny faha 45 taonan’ny OMNIS isika ankehitriny, hoy ny minisitry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika, Fidiniavo Ravokatra, nanotrona izany teny Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2021
Toekarena.Fitrandrahana solika Andrasana ny politika mazava

Anatin’ny fankalazana ny faha 45 taonan’ny orinasam-panjakana OMNIS izay misahana ny resaka fitrandrahana akoran’afo sy miandraikitra ny fitrandrahana ireo loharanon-karena stratejika toy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2021
Toekarena.Angovo azo havaozina Foto-drafitrasa goavana no apetraka ao Ambatolampy

Mba hahafahana mampiroborobo ny fampiasana ny angovo azo havaozina dia nanatanteraka sonia fifanekem-piaraha-miasa ny orinasa JIRAMA

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jona 2021
Toekarena.Fitantanana an’i Madagasikara Tena ilaina ve ny fisian’ny Praiminisitra ?

Mbola olana eto Madagasikara mandrak’androany ny fomba ny endri-pitantanana hitondrana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT