- Alatsinainy 26 Jolay 2021
Toekarena.Orinasa Rio Tinto QMM Hampiasa angovo azo havaozina, hamatsy an’i Taolagnaro
Mikendry sy mametraka tanjona amin’ny hananany fahaleovan-tena amin’ny angovo ny orinasa Rio Tinto QMM ao
Hamaky ny tohinyMikendry sy mametraka tanjona amin’ny hananany fahaleovan-tena amin’ny angovo ny orinasa Rio Tinto QMM ao
Hamaky ny tohinyTafiditra tao anaty fahasahiranana tanteraka ny ankamaroan’ny mponina tamin’ity taona vaovao 2021 ity. Ankoatra ny fahasahiranana nateraky ny fiakaran’ny vidim-piainana sy ny maintso
Hamaky ny tohinyNotontosaina omaly teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fifanaovan-tsonia famatsiana sy fampindramam-bola mitentina 490 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena
Hamaky ny tohinyMiatrika olana goavana ny tontolon’ny asa eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny FISEMA nasionaly na firaisankinan’ny sendika Malagasy, sampana nasionaly.
Hamaky ny tohiny“Ny Ministeran'ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola dia mampahafantatra fa hatramin'ny taona 2019 dia hentitra sy tsy an-kiato ny firosoana amin'ny fanatsarana ny fitantanana ny fampiasam-bolam-panjakana.
Hamaky ny tohinyRafitra iray eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany sy loharanon-karena stratejika ny OMNIS, hoy ny tale jeneraly misahana ny loharanon-karena stratejika eo anivon’ity minisitera ity,
Hamaky ny tohiny