• Talata 01 Febroary 2022
Toekarena.Fandraharahana ara-toekarena Miantso ny sehatra tsy miankina ny Minisitry ny Indostria

Miantso fiaraha-miasa akaiky amin'ny sehatra tsy miankina ny minisitry ny fampiroboroboana ny Indostria sy ny varotra ary ny Fanjifana Atoa Edgard Razafindravahy omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Toekarena.Orinasa Telma 73 tapitrisa USD no narotsaka tamin’ny fotodrafitrasa

Araka ny fanadihadiana nataon’ny vovonana mpanadihady, Speedchecker, dia ny orinasam-pifandraisan-davitra, Telma, hatreto no mahasahana izay lafin’ny fifandraisan-davitra sy ny tontolony izay indrindra eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2022
Toekarena.Farihin’i Tatamarina ao Betafo “Tokony hampiditra 400 000 000 Ar ny fihariana trondro”

Tsy latsaky ny 400 000 000 Ar ny vola tokony hiditra avy amin'ny seha-pihariana jono raha voatrandraka araka ny tokony ho izy ny farihy Tatamarina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2022
Toekarena.Trafikana volamena mankany Dubaï Tsy vita io raha tsy misy manampahefana ao ambadika

Mihalalina hatrany ny fanadihadian’ny manam-pahefana Kaomorianina momba ny raharaha volamena 49kg, izay manomboka mazava ny resaka fa aty Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Toekarena.Trafikana harena an-kibon’ny tany Vato 1,781 taonina sarona tany amin’ny RN2

Vato indostrialy milanja 1,781taonina no saron’ny Zandary avy amin’ny Kaompanie Imerina Centrale nanao sakana tao Ambatolaona Manjakandriana PK 58 tamin’iny RN2 iny ny alatsinainy 27 desambra tamin’ny 5ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Toekarena.Financial Africa Awards Ylias Akbaraly no voafidy ho “CEO de l’annéee 2021”

Azon’i Ylias Akabaraly tompon’ny Redland, Groupe Sipromad, Thomson Broadcast ny amboara maha « CEO de l’année 2021»

Hamaky ny tohiny
FTT