• Alakamisy 16 Desambra 2021
Toekarena.Mpanolontsaina ara-bola Tsy re feo intsony ilay fanafarana an-dry Rothschild

Tsy re feo mihitsy. Mampametra-panontaniana hoe nankaiza moa izany ilay kabinetrana mpanolontsaina ara-bola avy amin’ny Rothschild & Co efa natsidi-dresaka tan

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Toekarena.Fadintseranana Malagasy Nampiditra 2462 miliara Ar ny jona - novambra 2021

Nisy fihenana hatrany amin’ny 25% ny fanafarana entana sy fampidiram-bola eo anivon’ny Fadintseranana Malagasy ny taona 2020 noho ny valanaretina coronavirus,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Desambra 2021
Toekarena.Rakotoarisoa Hery Lanto - GEFP “Tokony tohanana sy ampiana ireo orinasa afaka haba”

Tontosa omaly teny amin’ny Novotel Alarobia ny hetsika mifandraika amin’izany, notronin’ireo tompon’andraikitra maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Toekarena.Varotra sy fanjifana Tafakatra 50% ireo trangana fisolokiana amin’ny « vente en ligne »

Miroborobo ny vente en ligne na asa fivarotana amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera facebook hatramin’ny fotoana nisian’ny fihibohana teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Toekarena.Breville - Tsaratanana Mbola miato hatreto ny fitrandrahana kraomita

Mbola miantona hatreto ny asa fitrandrahana kraomita ao amin’ny kaominina ambanivohitra Breville, distrikan’i Tsaratanana, taorian’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny praiministra lehiben’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Toekarena.Tanoran’ny JSSI Hanome tolotra maimaimpoana ho an’ny mpandraharaha

Tanora lahy sy vavy 15 mianadahy mivondrona ao amin’ny “Joyce Service et Solution Informatique”

Hamaky ny tohiny
FTT