• Alatsinainy 06 Desambra 2021
Toekarena.Nanao làlana sy fotodrafitrasa Orinasa 10 amin’ireo 300 ihany no nahazo vola

Zara raha misy 10 amin’ireo orinasa manodidina ny 300 niantsoroka ny asa fanamboarana fanavaozana làlana, na koa ko ireo fotodrafitrasam-panjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny asa vaventy hatramin’izao no nahazo ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
Toekarena.Toekarena Tsy afa-po amin’ny tetibolam-panjakana 2022 ny GEM

Naneho ny fahadisoam-panantenany tamin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2022 na ny “PLFI 2022” ny Vondron’ny orinasa eto Madagasikara na ny GEM (Groupement des Entreprises de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
Toekarena.Vokatra vita Malagasy Mivoatra ny fankafizan’ny mpanjifa azy

Isan’ireo nandray anjara tamin’ny hetsika fampirantiana vita Malagasy “Kanton’I Gasikara” tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina omaly ireo mpanao asa tanana avy ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2021
Toekarena.Volan’ny Banky Iraisam-pirenena averina Tsy ny Fanjakana fa ny Jirama no handoa azy

Nanaiky handoa ny 2,510 miliara Ar ampahany amin’ny 6,910 miliara tamin’ny vola tsy mazava ny nampiasana azy tao anatin’ny tetikasa PAGOSE (Projet d’Amélioration de la Gouvernance et des Opérations dans le Secteur de l’Electricité)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Novambra 2021
Toekarena.Minisitra Sophie Ratsiraka Nanatrika ny fivorian’ny mpandraharaha tany Frantsa

Nanatrika ny fivoriana niarahan'ireo mpandraharaha misehatra amin'ny fanafarana sy fanondranana asa-tanana malagasy tao Frantsa ny minisitry ny asa tanana sy haitao, Sophie Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2021
Toekarena.Foara ekonomika ho an’Analamanga Nanomboka omaly etsy Mahamasina

Nanomboka omaly etsy amin’ny kianjan’i Barea etsy Mahamasina haharitra 4 andro ilay foara ara-toekarena karakarain’ny Madavision.

Hamaky ny tohiny
FTT