• Zoma 04 Martsa 2022
Toekarena.ISSOF Manampy ny orinasa mba hiarin-doha

Tolotra iray entina hanampiana ireo mpandraharaha eto amintsika efa manana orinasa ny Next login. Karazana toro-hevitra sy tohana entina hanampiana azy ireo izy ity hanatsarana bebe kokoa ny sehatra misy azy mba hisy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Toekarena.Raiamandreny ara-drazana Tsy maintsy tafita Madagasikara

Madagasikara no firenena voalohany tokony hanan-karena indrindra raha manaja ny fahendrena sy ny soatoavina Malagasy ny tsirairay ka tsy manao tsinontsinona sy mamingavinga izany mba hanotana fady.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Toekarena.Famonjena ny fizahantany Hisokatra amin'ny 5 martsa y sisintany

Nanao antso avo mba hanokafana fanokafana tanteraka ny sisin-tany ny Vondron’ireo orinasa tsy miankina ahitana ny Kaonfederasionin’ny fizahantany, GEM (Groupement des Entreprises de Madagascar), FIV. MPA. MA

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Toekarena.Andry Rajoelina Mangataka famoahana famatsiam-bola hatrany

Nisy omaly ny Fihaonan’ny Filoha Andry sy Rtoa Idah Z. Pswarayi-Riddihough, Talen’ny Fandraharahana "Directrice des opérations"

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Toekarena.Fanjakana sy orinasam-pianankaviana Ny nanenjehana an-dRavalo no miverina ?

Iny efa navoakan’ny fitsarana momba ny kaonty na « cour des comptes » iny tatitra andiany voalohany mikasika tamin’ny fitantanana ny fanampiana ara-bola tamin’ny covid-19 ny taona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Toekarena.BLOCKCHAIN MADAGASCAR Hatsangana any amin’ny Faritra SAVA

Sambava, Andapa, Vohemar, ary Antalaha no isan’ireo faritra efa nanganana ny Blcokchain Madagasikara izay sehatra hifaneraseran’ireo tanora Malagasy. Fifanomezan-tanana ireo tanora hiantsehatra amin’ny tohivakan-karena

Hamaky ny tohiny
FTT