- Alarobia 23 Febroary 2022
Toekarena.Fandoavan-ketra 60% ny an’i Talatamaty tamin’ny 2021
Nahatratra 60% tamin’ny taona 2021 ny tahan’ny fandoavan-ketra ho an’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyNahatratra 60% tamin’ny taona 2021 ny tahan’ny fandoavan-ketra ho an’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyMisy toe-draharaha tsy milamina indray ao anatin’ny Orinasa Jirama. Tale manodidina ny 35 amin’ireo 48 eo anivon’ny JIRAMA no mety hoesorina sy hosoloina, raha ny loharanom-baovao azo.
Hamaky ny tohinyNahatratra 60% tamin’ny taona 2021 ny tahan’ny fandoavan-ketra ho an’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyAmbositra no distrika fahatelo aorian'i Betafo sy Ambatondrazaka hanodinana ny voatabia ho lasa fihariana haingana sy maharitra.
Hamaky ny tohinyMitety faritra, midina ifotony, nandrisika ny mpandraharaha hiroso lalina kokoa ny Minisitra ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana Edgard Razafindravahy.
Hamaky ny tohinyMila ovana ny lalàna mikasika ny volamena eto amintsika, hoy ny mpandraharaha sady filoha lefitry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, faritanin’Antsiranana, Joseph Yoland.
Hamaky ny tohiny