Toekarena

Vokatra lavanila Nahazoana 600 tapitrisa dolara


  • Alakamisy 24 Martsa 2022

Nahazoana vola 600 tapitrisa dolara ny fanondranana lavanila nandritra ny taom-piotazana 2021-2022, araka ny tatitra navoakan’ny Minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana.

 Milanja 2400 taonina no vokatra lavanila naondran'i Madagasikara nandritra ny taom-piotazana 2021-2022. Misahana ny 25%n’ny fanondranana ataontsika io seha-pihariana io ka isan’ireo firenena lehibe mandray ity vokatra ity i Etazonia, Frantsa, Kanadà ary Alemaina. Hodinihana ny volana avrily ho avy izao ny vidin’ny lavanila maintso ho an’ny taom-piotazana 2022-2023, araka ny fampahafantarana. Lohalaharana amin’ny famokarana lavanila i Madagasikara, saingy maro ny olana sedrain’ny mpisehatra miainga any amin’ny tantsaha ka hatrany amin’ireo mpandraharaha noho ny tsy fandriampahalemana, fanararaotan’ny mpijirika, fahasarotana ara-panjakana na “lourdeur adminisitrative”,…

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT