• Alarobia 04 Mey 2022
Toekarena.Maro ireo sambo tsy te ho ao oamasina Tandindonin-doza ny famatsiana entana

Ahiana hitombo ary hahery vaika hatrany ny olana amin’ny famatsiana entana ho an’i Madagasikara. Manomboka maro ireo mpandraharaha mitaraina, ary maneho fa tsy te hiazo an’i Toamasina ireo sambo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2022
Toekarena.Fihaonana amin’ny mpamatsy vola Betsaka ny toky fa hanao ahoana ny vokatra ?

Nihaona tamin'ny filohan'ny Banky Iraisam-pirenena David Malpass sy ny Tale jeneraly ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) Kristalina Georgieva ny filoham-pirenena Malagasy Rajoelina Andry,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aprily 2022
Toekarena.Indostria ao Ambatofinandrahana Manomboka miakatra ny menaka

Iray amin'ireo indostria madinika hita ao Ambatofinanandrahana ny ozinina fanodinana ny voanjo ho lasa menaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2022
Toekarena.Kofona tanteraka ny fitondrana Hangata-bola any amin’ny FMI sy BM indray

Tao anatin’ny andro vitsy no niely ny resaka fa nahazo fampanantsoana any amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Toekarena.Hotel Carlton Anosy Hanomboka rahampitso ny Salon du Chocolat

Hotanterahina rahampitso sabotsy 09 aprily etsy amin’ny Hotel Carlton Anosy ilay Salon du chocolat et de la gourmandise andiany fahaefatra, karakarain’ny fikambanam-behivavy mpanao asa soa Wdnesday Morning Group.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Toekarena.Hotely eto an-drenivohitra Ampiasaina ny teknolojia amin’ny famandrihana toerana

Tsy mitsaha-mivoatra ny teknolojia. Amin’ny alalan’ny finday monja dia efa hahavitana zavatra maro toy ilay "application version beta"vaovao vao novokarin'ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT