• Alatsinainy 04 Aprily 2022
Toekarena.Famokarana “Mila fitaovana maoderina ny tantsaha”

Vahaolana haingana amin’ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Toekarena.Kaominina Imito – Fandriana Mandray an-tanana ny fampandrosoana

Andro niavaka ho an’ny Vahoaka ao Imito ny zoma 1 aprily 2022. Notanterahina tamin’io Taombavao Malagasy io sady andro tsena ao an-toerana rahateo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2022
Toekarena.Prix Pierre Castel Hanampiana ireo tanora mpandraharaha sangany

Tsy misy tsara ohatra ny manangana orinasa ho an’ny tena amin’ny resaka fihariana. Ankoatra ny fandraisana anjara amin’ny fanatsarana ny toekarem-pirenena dia afaka manampy ny mpiray tanindrazana ihany koa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Toekarena.Fiaingana indostrialy eto Madagasikara Natomboka ny alatsinainy teo ny fifampidinihana

Natomboka ny alatsinainy teo ny fifampidinihana eo amin’ny sehatra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana na ny atao hoe ‘’dialogue Public Privé” (DPP)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Toekarena.Vokatra lavanila Nahazoana 600 tapitrisa dolara

Nahazoana vola 600 tapitrisa dolara ny fanondranana lavanila nandritra ny taom-piotazana 2021-2022, araka ny tatitra navoakan’ny Minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Toekarena.Fepetra fampiasam-bola sy kolikoly “Tsy hisy mpamatsy vola hidi-kizo amin’io”

Mieritreritra hanao fampiasam-bola 10 250 miliara Ar ho an’ny sehatra tsy miankina ny Fanjakana ao anatin’ny tetibola 2022.

Hamaky ny tohiny
FTT