Toekarena

Teknolojia sy ny fizahantany eto Iarivo Hamoraina ny fitadiavana trano fandraisam-bahiny


  • Alakamisy 07 Aprily 2022

Hamboarina ny ”application” ahafahan’ny tsirairay mahafantatra sy manamora ny fitadiavana ireo toerana rehetra fandraisam-bahiny sy fisakafoana eto Antananarivo sy ny manodidina,

araka ny tetikasa mifandraika amin’ny ”digitalisation” ataon’ny kaominina. Nosoniavina omaly ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’n Federasion’ny Trano fisakafoana sy Fandraisam-bahiny (FHOM) sy ny kaominina Antananarivo. Voakasik’izany avokoa ny sokajy rehetra manerana ny kaominina. Anisan’ny fiomanana sahady amin’ny fandraisana ny Lalaon’ny Nosy amin’ny 2023 ity hetsika ataon’ny fiadidiana ny kaominina Antananarivo renivohitra ity ary ifotoran’ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ny Federasion’ny Trano fisakafoana sy Fandraisam-bahiny (FHOM) eto Madagasikara, hoy ny fampahafantarana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT