• Talata 28 Martsa 2017
Toekarena.Tanànan’Ambakovao Hahazo herinaratra

Tokantrano 200 tafo eo ao amin’ny tanànan’Ambakovao, distrikan’i Belo Tsiribihina no hisitraka herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro ato ho ato vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena malagasy sy indianina sy ny WWF

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Toekarena.Vidim-bary any Ambatondrazaka Tafakatra 550 Ariary ny kapoaka

Any amin’ny tany mpamatsy vary ankehitriny no mila famatsiana. Tsy mahataitra ny mpitondra eto amin’ny firenena anefa izany fa anaty kabary fihantsiana ny hafa sy ny fampanantenana poakaty ary ny propagandy mialoha ny fotoana aloha izao no toa laharam-pahamehany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Toekarena.Salon ASIA II Mpanohana ofisialy ny BNI

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly etsy amin’ny Parc des expositions Forello Tanjombato, haharitra telo andro ilay Salon ASIA andiany faharoa, karakarain’ny agence de Communication Premiere Ligne.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Toekarena.Kaominin’i Bemanonga Ranon’orana no nanetsana

2 taona raha ny fanazavan’ireo mponina ao amin’ny kaominin’i Bemanonga, lalana mihazo an’i Morondava,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Toekarena.Vondrona afrikanina Mampirisika ny fiaraha-miasa «fanjakana-tsy miankina»

Nanomboka omaly ao Maorisy ny AEP (African Economic Plateform) andiany voalohany eo amin’ireo mpitondra fanjakana, mpandraharaha, firaisamonina sivily ary mpanabe avy amin’ny oniversite eto Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2017
Toekarena.Midangana ny vidim-bary Tsy mahavaha olana ny mpitondra

Mampikaikaika ny rehetra ny fidangan’ny vidin-javatra ilaina andavanandro (PPN), indrindra fa ny vary amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT