• Alakamisy 09 Martsa 2017
Toekarena.Tahirimbola iraisam-pirenena Mitsirika ny fahasalaman'ny toekarena Malagasy

Eto Madagasika nanomboka ny 7 marsa teo indray ny iraky ny FMI (Fonds Monetaire International) tarihan'i Marshal Mills. Fitsidihana arahina asa haharitra roa herinandro hijeren'ny delegasionina avy amin'ny Tahirimbola iraisam-pirenena ny fahasalaman'ny toekarena Malagasy amin'ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Toekarena.Seha-pihariana “cacao” An-dalam-panatsarana

Notanterahina teny amin’ny Tana Hôtel Antaninarenina ny filankevi-pirenena-pirenena momba ny «Cacao » na CNC andiany faharoa, nokarakarain’ny minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana, ary niaraha-niasa tamin’ny tetikasa PIC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Toekarena.Fampiakarana ny vidin-tsolika Tsy izahay no tompon’antoka, hoy ny GPLSS

Tsy miankina amin’ny kaompania sy ny mpaninjara solika ny fiakaran’ny vidin-tsolika eto amin’ny firenena fa kajy ifanarahan’ny fanjakana sy ny kaompanian-tsolika eo ambany fanaraha-mason’ny mpamatsy vola atao isaky ny voalohan’ny volana, hoy ny fikambanan’ireo mpaninjara solika na ny GPLSS.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Toekarena.« Vohitra Kanto Fihary” Nahasarik’olona tokoa

Efa iaraha-mahita ny haratsian’ny toetr’andro amin’ny faritra maro manerana ny nosy koa dia nandray fanapahan-kevitra ny minisiteran’ny mponina sy ny fitondram-panjakana fa dia hofoanana ny lanonana fankalazana ny andron’ny 8 martsa nokasaina hatao teny Mahamasina anio alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Toekarena.Harem-pirenena very hatramin’ny 1960 Efa nahazoana helikoptera 100

500 hatramin’ny 750 tapitrisa dolara isan-taona ny harena an-dranomasina very eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Toekarena.« Gare routière » Andohatapenaka Naaton’ny kaominina ny asa

Tonga teny amin’ny tanimenabe Andohatapenaka omaly ny delegasionina avy ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nijery ifotony ny zava-misy momba ilay fikasana hanorina “gare routière” na toby fiantsonan’ny taksibrosy sy toby fivarotan-tsolika.

Hamaky ny tohiny
FTT