Toekarena

Fanamboarana sarintany Hanamora fanisam-bahoaka, hoy ny INSTAT


  • Alarobia 19 Aprily 2017

Mpanao sarintany miisa 700 no hahetsiky ny ivontoeram-pirenena misahana ny fanisam-bahoaka (INSTAT) hanisa ireo mponina manomboka amin’ny oktobra izao, raha ny fanazavana voaray avy eo anivon’ity rafitra ity.

 Efa mamaramparana ny fiofanana izy ireo amin’izao fotoana izao ary miomana amin’izay fidinana ifotony izay. Ny fanamboarana sy fanavaozana ny sarintany kosa no asa tsy maintsy atao mialoha izay ary mizara ho sampana 2 izy 700 mianadahy ireto. Ao ny manamboatra sarintany amin’ny alalan’ny solosaina voatokana ho amin’izany ary ao kosa ireo mamaritra ny faritra iasan’ny mpanisa. Hanomboka amin’ireo boriborintany 5 eto Antananarivo ao aorian’izay ny fanisana vao handalo amin’ny faritr’Itasy sy ireo faritra manerana ny nosy. Ho mora ny fanisana rehefa vita ny sarintany, hoy hatrany ny fanazavana.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT